|
|
|
|

Teny iditra fitsofana (tsoka)
Sokajin-teny anarana
 Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona [1.1]

Teny iditra fitsofana (fitsoka)
Sokajin-teny anarana
  fitsohana [1.1]
 A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement: Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~ Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~ Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~ Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail) [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18