| Teny iditra | fivaviana (vavy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-vavy [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny totohondry no anehoana ny fivaviana ary ny tanana mipepeka azy io no anondroana ny filahiana.
[1.519] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/10 |
|