|
|
|
|

Teny iditra fividianana (vidy)
Sokajin-teny anarana
 Fandoavana vola atao takalon-javatra: Teo am-pividianana mofo no nahitako an-dRabe [1.1]
 The act of buying [1.7]
 L'action d'acheter, le lieu, la cause, le prix [1.3]
 Action d'acheter, achat [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1na fanaramana tsotra no azo atao amin' ny tany, fa tsy nisy fividianana. [2.366]
2Nisy fividianana trosa natao, mbola nanaovana fividianana trosa fanindroany, ka nahatonga fananan-karena voarara. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17