| Teny iditra | fivondronam-pokontany | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fivondrona, foko, tany | |
| Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1] | ||
| Ohatra | Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny Fivondronampokontany.
[2.114] | |
| Tovy hevitra | fivondronana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|