| Teny iditra |
fivondronana
(vondrona)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [1.1]
|
| | Groupement [1.5]
|
| Ohatra | Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina!
[2.503]
|
|
| Teny iditra |
fivondronana
(vondrona)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [1.1]
|
| | Unité administrative équivalente à la [...] [tohiny 1.5]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Tonga teto omaly ny mpiasan'ny Fivondronana.
[2.445]
|
| Tovy hevitra | |
|