|
|
|
|

Teny iditra fivoriana (vory)
Sokajin-teny anarana
 Fihaonan' olona vitsivitsy na maro, miara-midinika momba ny zavatra iray na mihaino kabary na lahateny famelabelarankevitra: Isan' Asabotsy ny fivoriam-pokontany any aminay
Anio misy fivorian' ny filankevitra mpizarazara mari-boninahitro, tarihin' ny filoham-pirenena [1.1]
 A meeting, a gathering; [1.7]
 Réunion, assemblée [1.8]
Mpanahaka  fivoriambe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20