|
|
|
|

Teny iditra fizaha (zaha)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mizaha na mandeha hijery; mitady [1.1]
 Ce qu’on peut regarder, manière de regarder [1.3]
Ohatra indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana ianareo, ary indraindray koa raha tonga naman' izay azon' izany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20