| Teny iditra | fohazina (foha) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tairina amin' ny torimasoo: Aza mbola fohazina izy fa vizana Tsahivina: Tsy tokony hofohazina intsony io raharaha io [1.1] | |||||||||
| To be wakened [1.7] | |||||||||
| Qu'on réveille [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/07/11 |
|