|
|
|
|

Teny iditra fola-damosina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny folaka, lamosina
 Folaka toa tsy afaka mitraka ny lamosina
Reraka noho ny fikarakarana (fibabena) ny zaza notezaina [1.1]
 Very tired and having a pain in the back.
A word used in reproaching children for ingratitude to one who nursed them on her back [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14