|
|
|
|

Teny iditra lamosina
Sokajin-teny anarana
 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
 The back [1.2, 1.7]
 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
 Le dos [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
2dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
3ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30