|
|
|
|

Teny iditra fonombimena
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fo, omby, mena
 Kilalao karatra miloko mena misy sarina fo, atao hoe koa samamena [1.1]
 (fon' omby mena) hearts in playing cards. [1.2]
 Bonnet phrygien
Le cœur dans le jeu de cartes [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra samamena
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  joro ~ lalitra ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29