| Teny iditra |
karatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
|
| | A card, a ticket [1.7]
|
| | Carte d'entrée, billet [1.8]
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
karatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana
[1.1]
|
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: carte.
|
| Mpanahaka |
karamanga |
|
| Teny iditra |
karatra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
| Mpanahaka |
joro ~
lalitra ~
tangontsotrobe ~
samamena |
| Sary |
|
|