| Teny iditra | forehitra (rehitra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| May tsy misy horaisina Lany harena ka tsy manana na inona na inona intsony: Forehitra Rakoto fa may ny tranony, maty ny ombiny telopolo, nianjera tany an-kady ny fiarakodiany. [1.1] | ||
| Consumed, burnt. Comp. dorehitra [1.2] | ||
| Ohatra | Ataonay forehitra sy mivadika ho tanimena mihitsy, na antsaha na an-tanàna.
[2.587] | |
| Teny iditra | forehitra (rehitra) | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| In haste, in a hurry. Comp. dorehitra [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |
|