|
|
|
|

Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
 Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
 Mud, slime, bog [1.2]
 Mud [1.7]
 La boue [1.8]
Ohatra 
1Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
2mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : fotaka, fotako, fotakao, fotany, fotatsika, fotakay, fotakareo, fotak', fota-, fotaky
Tovonana : -potaka, -potako, -potakao, -potany, -potatsika, -potakay, -potakareo, -potak', -pota-, -potaky
Sampanteny 
Mpanahaka  fotadrevo ~ fotamalemy

Teny iditra fotaka
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano] [ fôtaka ] Varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
 A thunderbolt. [1.2]
 Lightning [1.7]
 La foudre [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fotaka, fotako, fotakao, fotany, fotatsika, fotakay, fotakareo, fotak', fota-, fotaky
Tovonana : -potaka, -potako, -potakao, -potany, -potatsika, -potakay, -potakareo, -potak', -pota-, -potaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11