| Teny iditra |
fotsimbary
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | fotsy,
vary |
| | Akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
|
| | [ fotsim-bary ] Peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]
|
| | [ fotsim-bary ] White rice cleaned and ready for cooking [1.7]
|
| | [ fotsim-bary ] Riz blanc prêt à la cuisson [1.8]
|
| | (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary.
[2.324]
|
| 2 | Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro;
[2.470]
|
|
|