| Teny iditra | gadrana (gadra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1] | |||||||||
| To be chained, to be fettered, to be bound. [1.2] | |||||||||
| To be chained, to be imprisoned [1.7] | |||||||||
| Qu'on met aux fers, qu'on attache [1.3] | |||||||||
| Qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny.
[2.48] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|