|
|
|
|

Teny iditra gadrao (gadra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana gadrana [Fitanisana]
Ohatra 
1Gadrao io alika io sao mandositra [1.1]
2Gadrao io olona io (Mettez cet homme aux fers) [1.3]
3Gadrao ny alika (Attachez le chien) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17