|
|
|
|

Teny iditra gagagaga
Sokajin-teny anarana
 Sobbing, crying. Comp. gogogogo [1.2]
Ohatra 
1Maro angamba ny ho gagagaga mamaky izany. [2.313]
2Gagagaga izy, satria fantany fa izy no ihomehezan' ny olona, nefa tsy azony an-tsaina izay nataony. [2.285]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/11