| Teny iditra | gogogogo (gogo) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitomaniana arahina toloko na feo mafy; dradradradra [1.1] | ||
| Weeping loudly, crying out, screaming, as with pain, lamentation.
Compare gagagaga
Rolling impetuously, as a rapid stream [1.2] | ||
| Lamentations [1.7] | ||
| Lamentations [1.3, 1.8] | ||
| Pleurs Le bruit, la violence, le bouillonnement de l’eau qui coule [1.3] | ||
| Ohatra | Tomany izao, gogogogo izao, na ny an'i Fandravaka na ny an'ny ray aman-dreniny.
[2.895] | |
| Teny iditra | Gogogogo | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -24.2666667, 44.8 | |
| Haianarantany | gogogogo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |
|