| Teny iditra |
gaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
|
| | The quacking of a duck. [1.2]
|
| | Cri du canard, du corbeau [1.3]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
gaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
[1.1]
|
|
| Teny iditra |
gaka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
|
|
| Teny iditra |
gaka
|
| Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
| | [Provincial]
For goka
[1.2]
|
|