| Teny iditra | gama | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fitambaran' ny feo miakatra na midina izay mifanao ambaratonga, fototra ahazoana ny feo rehetra hanaovana hira; misy valo izy ireo: do, re, mi, fa, sol, la, si (na ti), ary ny do ambony [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: gamme. | |
| Tsipelina hafa | gamatra | |
| Mpanahaka | do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la ~ si | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |
|