|
|
|
|

Teny iditra gisa
Sokajin-teny anarana
 Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1]
 A goose [1.2]
 Oie [1.54]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: geese.
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vorombe
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11