|
|
|
|

Teny iditra vorombe
Sokajin-teny anarana
Singan-teny vorona, be
 Jereo gisa [1.1]
 A goose [1.7]
 Oie [1.54, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Nefa tsaroako fa indray mandeha, nisy nangalatra vorombe iray; [1.437]
2Ny mangalatra vorontsiloza, na vorombe, na dokotra, na vorombazaha, na akoho, dia atao an-tranomaizina herinandro; [1.123]
Tovy hevitra gisa
Sary 

Teny iditra Vorombe
Sokajin-teny anarana
 V. titan [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/08