|
|
|
|

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
 Voir gogogogo, plus usité [1.3]

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra [1.1]
 A kind of fish [1.2]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Arius madagascariensis
Tovy hevitra vahona

Teny iditra gogo
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] A species of crocodile [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/22