| Teny iditra |
goverinora > governora
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
|
| | [ goverinora ] A governor of a town or province [1.2]
|
| | [ goverinora ] A governor [1.7]
|
| | Gouverneur [1.3]
|
| | [ goverinora ] Gouverneur [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Tera-menan' ny hatezeran' ny Governora.
[2.270]
|
| 2 | Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy.
[2.472]
|
| 3 | Nony efa nifanantoka dia niteny ny Governora.
[2.366]
|
|
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: gouverneur.
|
| Lahatsoratra |
|