| Teny iditra | habibiana (biby) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany [1.1] | ||
| Hasiahana mihoa-pampana [1.13] | ||
| Wanton cruelty, brutality [1.7] | ||
| Cruauté, brutalité [1.8] | ||
| Sauvagerie, bestialité [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|