| Teny iditra | hadina (hady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Loahana: Nohadin' ny riaka ny arabe ka be loadoaka Ongotana: Vomanga sa mangahazo no hohadina e? Fongarina, alaina (avy any anaty tany): Manjarano no nohadina teto taloha Dinihina, fotorana: Efa nohadin' ny mpamototra ny raharahanareo [1.1] | |||||||||
| To be dug, to be made into a trench. [1.2] | |||||||||
| To be dug [1.7] | |||||||||
| Qu'on creuse [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | hadina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bezanozano] Fiarahabana [1.78] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|