|
|
|
|

Teny iditra hadio (dio)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe madio
Ohatra 
1fanasàna azy hadio tsara [2.366]
2Ny tena zava-dehibe indrindra dia ny fitandremana azy hadio [2.424]

Teny iditra hadio (dio)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1]
Tovy hevitra hadiovana ~ fahadiovana

Teny iditra hadio (hady)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina [Fitanisana]
Ohatra Indimy na inenina izy no nanao hoe : " Hadio, fa ato, " nefa tsy nisy na inona na inona nony nohadina [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/29