|
|
|
|

Teny iditra hadiovana (dio)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Maha te hidera ny hadiovam-pitondran-tenany [1.1]
 Cleanliness, purity [1.2]
Tovy hevitra fahadiovana ~ hadio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05