| Teny iditra | hafa | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] | |||||||
| Different [1.2, 1.7] | |||||||
| Another [1.2] | |||||||
| Other [1.7] | |||||||
| Autre; différent [1.3, 1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |
|