| Teny iditra | hafa fandry | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | hafa, fandry | |
| [Bezanozano] hafahafa [1.78] | ||
| Tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/06/13 |
|