| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Sihanaka] reraka, sasatra [1.78] | ||
| [Sakalava-Mayotte] Fatigué, épuisé, affaibli [1.405] | ||
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanala] Trano fiompiana biby na vorona [1.78] | ||
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | mpampitohy | |
| [Taisaka] Sy, ary [1.78] | ||
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Solution [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Fakan-kazo [1.78] | ||
| Teny iditra | vaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] garaba [1.78] | ||
| [Tanosy] Sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17 |
|