| Teny iditra | ha~ina | ||||
| Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | ||||
| Teny iditra | haina | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Fototeny tsotra niavian' ny fototeny mivoatra hoe maina. Amin' ny Betsileo anefa dia mbola miasa manokana ihany koa ny hoe haina. Ohatra: Haino eo ambony afo eo itoy lamba itoy [1.10] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17 |
|