|
|
|
|

Teny iditra maina (haina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro
Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay
Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra
[1.1]
 Dry [1.7]
 Sec [1.3]
 Desséché, tari [1.3]
 à sec [1.8]
Ohatra 
1Tany maina sy trano foana no aty. [2.472]
2Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Mpanahaka  makiana ~ haraka ~ karakaina ~ mangetana ~ vaky hentana ~ tankina ~ ritra

Teny iditra maina (haina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1]
 Désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3]

Teny iditra maina
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 In vain [1.7]
 En vain [1.8]

Teny iditra maina
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo, Bezanozano, Tanala] (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra maina
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Maina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.2666667, 46.6333333
Haianarantany maina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22