|
|
|
|

Teny iditra haja sy voninahitra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny haja, vony, ahitra
 Fahamendrehana ananana; entina manondro koa ireo olona manotrona amin' ny fivoriana iray, na an-karatsiana izany na an-kafaliana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11