| Teny iditra | vony | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1] | |||||
| Yellow [1.7] | |||||
| Couleur jaune [1.8] | |||||
| Tovy hevitra | vonivony | ||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | ||||
| Teny iditra | vony | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1] | |||||
| Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] | |||||
| A flower [1.7] | |||||
| Fleur [1.8, 1.13] | |||||
| Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | voñy | ||||
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||
| [Taisaka, Tambahoaka] fierena [1.78] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|