| Teny iditra |
haka
(aka)
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe maka
|
| Ohatra | Aoka aho haka rivotra kely.
[2.528]
|
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Fotsy botsiaka, maina [1.1]
|
| | [1.2]
|
| | Clair, sec [1.3]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
| | Sakaiza: Tonga ilay haka Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1]
|
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Provincial]
Low, as applied to the sea [1.2]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsileo, Taisaka]
Kankana [1.78]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sihanaka]
Rahoka [1.78]
|
|
| Teny iditra |
haka
|
| Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
| | [Betsileo]
Odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [1.78]
|
|