|
|
|
|

Teny iditra halotra
Sokajin-teny anarana
 Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. [1.1]
  [1.2]
 Action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous
Figuré: arracher un secret [1.3]

Teny iditra halotra
Sokajin-teny anarana
 Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana [1.1]
Voambolana 
Ohatra Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy" [2.69]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: halte!.

Teny iditra halotra
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] aloka [1.78]

Teny iditra halôtra
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Moron-dranomasina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/06