|
|
|
|

Teny iditra hamafina (mafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao izay hahamafy, atao tonga mafy: Hamafio ny tady ~ Hamafio ny fihavananareo [1.1]
 To be strengthened, to be reinforced; to be emphasized [1.7]
 Qu'on renforce, sur quoi on insiste, qu'on répète [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hamafina, hamafiko, hamafinao, hamafiny, hamafintsika, hamafinay, hamafinareo, hamafin', hamafin-, hamafim-, hamafi-
Ny lasa : nohamafina, nohamafiko, nohamafinao, nohamafiny, nohamafintsika, nohamafinay, nohamafinareo, nohamafin', nohamafin-, nohamafim-, nohamafi-
Ny hoavy : hohamafina, hohamafiko, hohamafinao, hohamafiny, hohamafintsika, hohamafinay, hohamafinareo, hohamafin', hohamafin-, hohamafim-, hohamafi-
Filaza mandidy : hamafio
Tovy hevitra mafina ~ hamafisina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20