| Teny iditra | mafina (mafy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | hamafina ~ hamafisina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|