| Teny iditra | hamaivanana (maivana) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy fahavesarana, hakelezan-danja: Tsy ny hamaivanany akory no tsy itiavako ity fonaka ity fa ny haratsiany mihitsy [1.1] | ||
| La légèreté [1.3] | ||
| Tovy hevitra | hamaivana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
|