|
|
|
|

Teny iditra maivana
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maivana ny volom-borona / Maivana ihany izany hevitra arosonao izany [1.1]
 Light in weight [1.7]
 Léger [1.3, 1.8]
 Sans poids
Figuré: sans portée, vite, léger [1.3]
Ohatra 
1Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana: [2.4]
2ka tsy mahefa lahasa aho fa maivana be hiany ny tena ko rehetra! [2.48]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 

Teny iditra maivaña
Sokajin-teny mpamaritra
  [Sihanaka] Sitrana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24