Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
hama
mi
ana
(
ha
my
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro:
Fary lava tsy lany hamamiana
[
1.1
]
La douceur
[
1.3
]
Ohatra
1
Nasiana feony izy ary mbola tsy lany
hamamiana
hatramin' izao.
[
2.285
]
2
Hamamiana
misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra.
[
2.470
]
3
Ka angaha hiala tsiny izahay, hiafana(ii5) ny amin' ny momba fandraisanareo io izay tsy laninay
hamamiana
toa sakafo manitra an-tranon' andriana izany, telina tsy hainay ritina hasina.
[
2.245
]
Tovy hevitra
ha
ma
my
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29