| Teny iditra | hamamy (hamy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mamy, hatsiro: Fary lava tsy lany hamamiana [1.1] | ||
| La douceur [1.3] | ||
| Ohatra | fa fary lava tsy lany hamamy, ary vary amin-dronono tondrahan-tantely, ka sitraka sy telina avokoa.
[2.588] | |
| Tovy hevitra | hamamiana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29 |
|