|
|
|
|

Teny iditra hamaroana (maro)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05