| Teny iditra | maro | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1] | |||||
| Many [1.7] | |||||
| Beaucoup, nombreux [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tovy hevitra | betsaka | ||||
| Tohi-kevitra | vitsy | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |
|