|
|
|
|

Teny iditra handrina
Sokajin-teny anarana
 Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko [1.1]
  [Betsimisaraka] [ handriña ] handrina [1.78]
 The forehead [1.7]
 Front [1.3]
 Le front [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817]
2mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra handrina
Sokajin-teny anarana
 Menace, regard hardi ou irrité [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30