|
|
|
|

Teny iditra hanifisana (nify)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. [1.1]
 Thinness, scarcity [1.7]
 Qualité de ce qui est mince [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29