|
|
|
|

Teny iditra nify
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy fahatevenana. [1.1]
 Mince, peu épais [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra nify
Sokajin-teny anarana
 Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
 A tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]
 A tooth, esp. a front tooth [1.7]
 Dent, surtout les dents antérieures [1.8]
Ohatra Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/30