|
|
|
|

Teny iditra hanjahanja (hanja)
Sokajin-teny anarana
 Fampisehoana miharihary; tsy fananan-damba na akanjo hanafina ny vatana. [1.1]
 Openness; nakedness; cf. harihary [1.7]
 Nudité, manifestation [1.3]
 état de ce qui est ouvert, manifeste; cf. harihary [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra hanja

Teny iditra hanjahanja
Sokajin-teny anarana
 See hejaheja [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20